|
|
|
|

Entry1  mibirioka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io
Explanations in English  4  [1.2] to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark.
Examples  5  [2.472] Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana.
Root  6  birioka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mivily, misondrovaka, mivaona, miviona, mibisioka, manindao sidina

Updated on 2024/12/11