|
|
|
|

Entry1  bambantsena
Elementary words  2  bambana, tsena
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.62] magazay lehibe saika ahitana an' izay rehetra ilaina eo amin' ny fiainana andavanandro

Updated on 2024/12/07