Entry |
tsena
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io. [1.1]
|
Explanations in English | A market [1.7]
|
Explanations in French | Marché [1.3, 1.8]
|
| Bazar, la place du marché [1.3]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs |
Illustrations |
|
|
Entry |
tsena
|
Part of speech | Unspecified
|
Explanations in Malagasy | Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana. [1.1]
|
Explanations in French | Action d'aller au-devant, à la rencontre de [1.3]
|
| Action de rencontrer [1.8]
|
Derivatives |
|
|