Entry (1/2) | 1 mifanena |
Root | 2 tsena |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1] |
Explanations in French |
5 se rencontrer réciproquement [1.107] |
Examples |
6 Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324] 7 Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4] 8 Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5] |
Morphology |
|
Titles | 13 Firy no efa nifanena tamin' ny mpamosavy (Andrianjafy Michel) |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mifanena |
Entry (2/2) | 15 mifanenà |
Root | 16 tsena |
Part of speech | 17 imperative of active verb mifanena [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 ifanenam, manefina, mifanenà, mifanena, niafenam |
Updated on 2023/01/20 |