|
|
|
|

Entry1  baomba
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [0] jereo bomba
Examples  4  Dia tonga tokoa ny Amiraly Pierre nanjera baomba tao Mojanga [2.113#]
5  Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro [2.472]
6  Heverin' ny firenena iray fa hery lehibe ho azy ny fananany baomba mahery vaika maro [1.62]
Vocabulary  7  Military
Other spellings  8  baombo, bomba

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21