Entry |
bomba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Mitovy hevitra amin' ny omba
[1.1]
|
Explanations in English | [1.2]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
bomba
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1]
|
| Jereo baomba
[1.62]
|
| [ baomba ] Zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62]
|
Explanations in English | A shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2]
|
Explanations in French | Bombe [Fr. bombe] [1.3]
|
Examples | Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao
[2.59]
|
Vocabulary |
Origin | English: bomb. French: bombe.
|
Other spellings |
|