Entry |
mambomba
(bomba)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona:
Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1]
|
| Ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314]
|
Explanations in English | To cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba]
[1.2]
|
Explanations in French | Couvrir [1.3]
|
Examples |
1 | tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may;
[2.346]
|
2 | Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy.
[2.606]
|
|
Morphology |
Present : |
mambomba |
Past : |
nambomba |
Future : |
hambomba |
Imperative : |
mambombà |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mambombĂ
(bomba)
|
Part of speech | imperative of active verb mambomba
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|