|
|
|
|

Entry (1/2)1  mambomba
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro
4  [2.314] ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana
Explanations in English  5  [1.2] to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba]
Explanations in French  6  [1.3] couvrir
Examples  7  [2.346#9] tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may;
8  [2.606#] Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy.
Root  9  bomba
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Synonyms  14  manomba

Entry (2/2)15  mambombà
Part of speech  16  imperative of active verb mambomba [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]
Root  19  bomba

Anagrams  20  ambombam, mambombà, mambomba

Updated on 2025/04/13