Entry | 1 bedibedesina |
Root | 2 bedibedy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Anarina, tenenina aman-tsinina lavareny tsy an-kiato: Bedibedesin' Ineny foana Ikoto zanak' Inenitoa ka farany nandositra tsy tamana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be talked to incessantly, to be tattled to. [1.2] |
Explanations in French |
6 qu'on gronde à tort et à travers: Aza bedibedesinao toy izany ny zanakao (Ne grondez pas ainsi votre enfant sans rime ni raison) [1.3#78] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 bedibedena |
Anagrams | 12 bedibedesina, ibedibedesan, nibedibedesa |
Updated on 2023/01/20 |