|
|
|
|

Entry1  bedibedy
Root  2  bedy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy body alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatraaho fa tsy nahavita ny entimody
Explanations in English  5  [1.2] tattle, loquacity, idle talk, chichat. [Onomatopoetic; comp. Gr. Battologien; Hbe. Bata; Eng. Babble.]
6  [1.7] prattling, idle talk; a scolding
Explanations in French  7  [1.8] paroles oiseuses ; action de gronder
Examples  8  Efa tapitra va izay ny bedibedy foana? [2.996]
9  Fa mihoatra noho izany, ny ankabeazan' ny toriteny reko tamin' izany dia tori-teny hatsikana, bedibedy foana. [2.285]
10  Tsy nataon-dRamanambeloma taminy intsony ireo ompa variraraka sy bedibedy fandreny sy mampihorona ny hodi-dihany. [2.470]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Synonyms  16  bedy

Updated on 2025/01/21