Entry | 1 mibedibedy |
Root | 2 bedibedy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa 5 Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny 6 Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1] |
Explanations in English |
7 to talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2] |
Examples |
8 Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. [2.996] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |