|
|
|
|

Entry1  bedy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ
Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa
Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny
Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
Synonyms  8  bedibedy

Updated on 2025/01/21