|
|
|
|

Entry1  beririnina
Root  2  be, ririnina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo [1.1]
Explanations in English  5  [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only
6  people who go to fever districts for trade during the winter
7  a kind of porcelain. [1.2]
Vocabulary  8  Zoology: birds

Updated on 2020/07/31