Entry | 1 betroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanabontsinana ny tena, na noho ny avonavona na noho ny hatezerana, toy ny fanaon' ny tanalahy mambontsina ny vozony rehefa ilay tezitra vonon-kiady iny izy Rahona, fandrahonana |
Explanations in English |
4 [1.2] inflation of the soft protuberant parts, as the throat when it is swollen, or the chameleon when it puffs out its body. |
Examples |
5 Vaky betroka ny laingany. [2.69#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 abetrok, bekotra, betroka, boketra, botreka |
Updated on 2023/10/24 |