Entry |
mibetroka
(betroka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mibontsina Manao endrika vinitra sady toy ny hamono: Nibetroka ny mpampianatra dia nitomany i Solo kely Enti-milaza tarehy na fiteny feno halozana toa vonon-kamely: Tarehy mibetroka no hitako raha vao niditra ka tsy sahy nangata-dalana indray aho, [1.1]
|
Explanations in English | To be puffed up, to be inflated, to be swollen; fig. shameful, blameworthy, mistaken. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mibetroka |
Past : |
nibetroka |
Future : |
hibetroka |
Imperative : |
mibetroha |
|
|