Entry | 1 binitsika |
Root | 2 bitsika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina: Inona no nobinitsiny taminao teo ? |
Explanations in French |
5 [1.3#82] qu'on a chuchoté, à qui ou a parlé bas, qu'on a entraîné |
Morphology |
|
Synonyms | 9 voabitsika |
Anagrams | 10 binitsika, nibitsika |
Updated on 2023/01/20 |