|
|
|
|

Entry (1/3)1  bitsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa.
Explanations in English  4  [1.2] a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :

Entry (2/3)9  bitsika
Part of speech  10  adjective
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Kely dia kely, pitiny kely
Explanations in English  12  [1.2#92] same as BItika#mg.aj, boRItika#mg.aj, etc.

Entry (3/3)13  -bitsika
Part of speech  14  morphological form of vitsika
Examples  15  Ary misy anankiray koa izay poakaty ny tahony sy ny rantsany rehetra ka itoeram-bitsika [1.357#98]
16  Ny "mpanjaka" no manatody, ary ny "mpiasa" kosa no mitandrina ny atody sy ny zana-bitsika rehefa foy [2.445#44]

Anagrams  17  abitsik, bitsika, -bitsika

Updated on 2023/06/11