Entry | 1 mibitsika |
Root | 2 bitsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |