Entry (1/2) | 1 bitaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitsinjahana noho ny hafaliana, |
Explanations in English |
4 [1.2] a bound, a jump, a spring of the body made in giving expression to joy or exultation; a dance in warlike orations expressing defiance. 5 [1.7] a leap, a jump |
Explanations in French |
6 [1.3] bond de joie, gambade en signe de joie ou d’approbation 7 [1.8] bond, gambade |
Examples |
8 Hoby sy bitaka va re no an' ny Ambanilanitra, izay nomeny voninahitra ka nolalovany toy izany. [2.649] 9 Vatrany ny misambo-balala ho azy ka ahatsiahivany ny teniny miverimberina hoe:"raha tsy azoko anio ialahy ry ambolo bitaka, ry ambolo matavy, azoko rahampitso. [2.470] |
Derivatives |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word bitaka |
Entry (2/2) | 17 bitaka |
Part of speech | 18 adjective |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Tanala]
kely |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |