Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : bitaka | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana. [1.1 #63, 2.558 #181]
Ambolo bitaka, ambolo matavy: zava-tsy hay tsy ibitabitahana. [2.165 #854] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [1.1 #63] | ||||||||||||||||||||
French translation | Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [2.165 #854] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Raha tsy azoko Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no farany. [2.165 #1700, 2.415 #2127] Zozoro miantaha rano, ka sangasanga no sisa. [2.558] Zozoro miantaha rano : sangasanga no farany. [2.653 #3790] | ||||||||||||||||||||
French translation | Des joncs qui ne profitent pas de l' eau, le panache seul sera utilisable (ou: restera). [2.165 #1700]
Joncs qui ne profitent pas de l' eau : il n' en restera que le panache. [2.415 #2127] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||