|
|
|
|

Entry1  matavy
Root  2  tavy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra be menaka: Hena matavy
5  Enti-milaza olona na biby be jabora, be menka, botrefona: Misanehakany olona matavy rehefa miaka-piakarana [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Derivatives 
9  Active verbs :
Analogs  10  vondraka, vaventy, donga, botrefona, vongavonga, hivokivoka, daboka, bebaka, botrabotra, dofotra, bodofotra, bolangina, refo, bada, botitaka, dongadonga, botabota, amboamboa kely, mibonabona, midibadiba, botanaka, monamona, minendonendo, montamonta, madonda, fatrofatro, mitsinatsinaka, dokadoka, boresaresa, tete menaka, be traotraoka, tretrohina, mianakanaka, be kibo, be roroha, saingona
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  22  Proverbs containing the word matavy

Anagrams  23  matavy, mitava

Updated on 2024/11/29