Entry | 1 matavy an-dela |
Elementary words | 2 matavy, lela |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] manao azy ho mahay na manankarena, nefa tsy izany; fatra-mampanantena zavatra betsaka, nefa tsy manome inona akory |
Updated on 2024/12/07 |