|
|
|
|

Entry (1/2)1  hatavy
Root  2  tavy
Part of speech  3  morphological form of matavy
Examples  4  Nisy lehilahy iray nafahiny hatavy ka nomeny izao karazan-kanimpy rehetra izao [1.437]
5  ka raha izy irery no tsy tia, dia mitoto koba isika hatavy, fa ny dada tsy mba lany [2.69#233]

Entry (2/2)6  hatavy
Root  7  tavy
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1]
Synonyms  10  hatavezana
Proverbs  11  Proverbs containing the word hatavy

Anagrams  12  hatavy, vahita

Updated on 2024/11/29