Entry | 1 hatavezana |
Root | 2 tavy |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1] |
Explanations in English |
6 fatness, corpulence [1.7] |
Explanations in French |
7 embonpoint, graisse [1.8] |
Updated on 2023/01/20 |