|
|
|
|

Entry1  hatavezana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany
Explanations in English  4  [1.7] fatness, corpulence
Explanations in French  5  [1.8] embonpoint, graisse
Vocabulary  6  Health
Root  7  tavy

Updated on 2024/12/11