|
|
|
|

Entry (1/2)1  -bitro
Part of speech  2  morphological form of vitro

Entry (2/2)3  bitro
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry.
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a rabbit
7  [1.7] a hare
Explanations in French  8  [1.3, 1.54, 1.8] lapin
Examples  9  niompy bitro vavy bevoka, natao mba hahazoam-bola. [2.59#]
10  Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry. [2.649]
Vocabulary  11  Zoology: mammals
Synonyms  12  rabitro
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  16  Proverbs containing the word bitro

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/28