Entry (1/3) | 1 bobongolo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 the name of a wild animal which resembles a cat [Provincial]
[1.2] |
Explanations in French |
4 nom d'un petit animal, comme un chat. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
5 Zoology: mammals |
Entry (2/3) | 6 bobongolo |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Zavatra miendri-kolatra madinika mandroadroatra mipetaka amin' ny zavatra nipetraka maharitra tamin' ny mando: Azon' ny bobongolo ny kiraroko nipetraka herinandro tao anjoron-trano tao [1.1] |
Explanations in English |
9 mould, mildew, the concretion found on damp objects tending to decay. See vovoka. [1.2] 10 mildew, mold [1.7] |
Explanations in French |
11 moisissure [1.3#83, 1.8] 12 Nom générique donné aux moisissures et autres champignons microscopiques ; notamment les penicillium et aspergillus. [Merina] [1.196] |
Examples |
13 Azon' ny bobongolo ny kiraro (Les souliers sont moisis) [1.3#83] |
Vocabulary |
14 Botany |
Entry (3/3) | 15 bobongolo |
Part of speech | 16 adjective |
Explanations in Malagasy |
17 Mihintsana be ihany fa efa lo, simba, lomorina: Fanaka bobongolo no hita tao an' efitrano madio [1.1] |
Explanations in English |
18 moldy [1.7] |
Explanations in French |
19 moisi [1.3#83, 1.8] |
Examples |
20 mangavo-bolo Toa tahom-bary bobongolo! [1.255] 21 ary efa maina sy bobongolo ny mofo rehetra izay vatsiny. [2.996] |
Updated on 2020/07/31 |