Entry | 1 vovoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy |
Explanations in English |
4 [1.7] dust |
Explanations in French |
5 [1.8] poussière 6 [1.13] poussière, poudre |
Examples |
7 Ato no irarahany ho vovoka! [2.499] 8 Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272] 9 Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 jofo |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word vovoka |
Updated on 2025/01/21 |