Entry (1/2) | 1 jofo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano, Sihanaka]
vovoka 4 [1.1] fisavoanana, fitambolimbolenan' ny rivotra na ny setroka miakatra, fisosososoana, fahasahiana misosososo amin' ny zavatra misy loza |
Explanations in French |
5 [1.3#297] action de s'élever, de tourbillonner, de se répandre, de se précipiter, comme la fumée, la poussière, d'aller avec hardiesse, sans crainte, comme les soldats à l'attaque, comme des voyageurs hardis 6 [1.13] poussière |
Examples |
7 Ny jofo dia vovoka asavoanan' ny rivotra na ny tadio. [2.643] 8 Hataon' i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin' ny taninao; [2.996] 9 Tsitapitapitrizay, tamin' ny arabe nandalo eo andrefana kelin' ny toerana nisy azy, nisy fiarakodia maromaro avy avaratra nitora-jofo avy nanatona. [2.472] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 vovoka |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/2) | 19 jofo |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 [1.196#II.89] Sens général (d'après Malzac) : action de s'élever en tourbillonnant, de se répandre, comme la poussière et les poudres légères. Ce nom s'applique au pollen très abondant de Conifères introduits (pinus etc.), de Podocarpus madagascariensis Baker (Podocarpaceae) endémique, etc. |
Vocabulary |
22 Botany |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Updated on 2025/01/21 |