|
|
|
|

Entry1  manjofo
Root  2  jofo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra
Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21