Entry | 1 jofoana |
Root | 2 jofo |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho 5 Ianjerana, iantontana 6 Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 jofoina |
Anagrams | 12 afonjao, jofoana |
Updated on 2023/01/20 |