Entry | 1 mijofo |
Root | 2 jofo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misondrotra, misavoana, mipololotra, mitambolimbolina: Nijofo ny vovoka tamin' ny nandalovan' ilay fiarakodia nirimorimo 5 Tonga na mandroso amim-pahasahiana: Nijofo alina tany aminay Rasoa mianaka [1.1] |
Morphology |
|
Analogs | 10 mitora-jofo |
Anagrams | 11 fijomo, jofoim, mijofo |
Updated on 2023/01/20 |