Entry (1/5) | 1 vovo- |
Part of speech | 2 morphological form of vovoka |
Entry (2/5) | 3 vovò |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1] |
Explanations in English |
6 the barking of a dog [1.7] |
Explanations in French |
7 aboiement [1.8] |
Vocabulary |
8 Zoology: (in general) 9 Sound |
Derivatives |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word vovò |
Entry (3/5) | 15 vovo |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 fandrika [Tambahoaka]
[1.78] 18 zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1] |
Explanations in English |
19 a fish-trap with an open basket weave [1.7] |
Explanations in French |
20 nasse à poissons tressée de lianes [1.8] |
Examples |
21 Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [2.472] |
Vocabulary |
22 Tools |
Derivatives |
|
Analogs | 26 lombo, tandroho |
Compound words |
|
Illustrations |
|
Entry (4/5) | 33 vovo |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in Malagasy |
35 loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka]
[1.78] 36 fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1] 37 lava-drano [1.13] |
Explanations in French |
38 puits [1.13] |
Analogs | 39 fantsakana, kirijy, lavadrano |
Compound words |
|
Entry (5/5) | 42 vovo |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 mpitsikilo [Tambahoaka]
[1.78] |
Anagrams | 45 vovo, vovò, vovo- |
Updated on 2024/01/01 |