Entry (1/3) | 1 mivovò |
Root | 2 vovo |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Sound 5 Zoology: (in general) |
Explanations in Malagasy |
6 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1] |
Explanations in English |
7 to bark [1.7] |
Explanations in French |
8 aboyer [1.8] |
Examples |
9 Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72] 10 aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#] 11 Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 15 mivovo |
Root | 16 vovo |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 22 mivovo |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 mitsikilo, mitily [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 25 mivovo, mivovò, mivovo, mivovò |
Updated on 2023/06/13 |