Entry | 1 mamovoka |
Root | 2 vovoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary 5 Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano 6 Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [1.1] |
Explanations in English |
7 to cover with dust; to raise dust; to be dusty [1.7] |
Explanations in French |
8 couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |