Entry (1/2) | 1 bodo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Manao toe-jaza, toetr' ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin' ny fahazazana [1.1] 4 Zaza saina sy fihevitra: Zaza bodo tokoa ianao, ry Koto! izany avy ka tsy ho fantatra / Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? [1.1] |
Explanations in English |
5 infantile, childish, young, simple; in one's dotage. [Mal. Bodoh.] This word is frequently given to a female infant before it is designated by a chosen name, and is sometimes retained as a woman's name, or a prefix, as the name of the first Ranavalona, viz. Rabodonandrianampoinimerina. [1.2] 6 infantile, simple-minded [1.7] |
Explanations in French |
7 enfantin, simple [1.8] |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word bodo |
Entry (2/2) | 12 bodo |
Part of speech | 13 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
19 Fitanana, fitazonana zavatr' olona an-keriny ho an' ny tena. [1.1] |
Compound words |
|
Anagrams | 21 bodo, dobo |
Updated on 2023/07/27 |