|
|
|
|

Entry1  manao bodo ngerona
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mitana zavatr' olona ka tsy mety mamerina na inona na inona atao azy
Elementary words  4  manao, bodo, ngerona

Updated on 2024/12/07