Entry (1/2) | 1 -bohitra |
Part of speech | 2 morphological form of vohitra |
Examples |
3 Sanganehana teo ivelam-bohitra aho. [2.643] 4 Isam-bohitra dia nisy vadintany sy loholona. [2.113] |
Entry (2/2) | 5 bohitra |
Part of speech | 6 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
11 Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro [1.1] |
Explanations in French |
12 convexité, protubérance [1.3] |
Analogs | 13 fivohitra, fivohon-tsotro, fivohom-pafana |
Anagrams | 14 -bohitra, bohitra, -bohitra, bohitra |
Updated on 2023/12/07 |