Entry | 1 mibohitra |
Root | 2 bohitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be convex or protuberant. |
Morphology |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |