|
|
|
|

Entry1  bokotra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin' elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin' ny akanjo mba hanidiana ny laniny roa aminy misaraka: Boko-palitao
Lava-bokotra: lavaka atao amin' ny akanjo izay zairina ny sisiny ary atao hidin' ny bokotra
Zavatra boribory fampandehanana ny vata fandraisam-peo sasantsasany: Ahodino ny bokotra fa tsy tiako izany hira izany
Explanations in English  4  [1.2] a button. [Eng. Button.]
5  [1.7] [French bouton] a button.
Explanations in French  6  [1.8] [français bouton] bouton
Examples  7  Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
8  Njay ny an' ialahy", hoy aho namaha ny bokotra malabariko. [2.4]
9  Eto dia vozon' akanjo tsy mihidy bokotra fa mivelatra mampiseho tenda. [2.643]
Vocabulary  10  Economy: clothing
Compound words 

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21