|
|
|
|

Entry (1/3)1  bonga
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
Vocabulary  6  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  7  Sombin-tany mivaingana, dongona kely
8  Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1]
9  vongana [Taisaka] [1.78]
10  tanety [Sihanaka] [1.78]
11  havoana na tendrombohitra kely [1.13]
Explanations in English  12  a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2]
Explanations in French  13  bloc, masse [Taisaka] [1.82]
14  montagne, plateau. [Tankarana] [1.19]
15  dôme, butte [1.13]
Synonyms  16  bongo
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word bonga

Entry (2/3)19  bonga
Part of speech  20  noun
Vocabulary  21  Biology
Explanations in Malagasy  22  ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [Tanala] [1.78]
23  Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1]

Entry (3/3)24  bonga
Part of speech  25  noun
Vocabulary  26  Zoology: invertebrates
Explanations in Malagasy  27  Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1]

Anagrams  28  bango, bonga

Updated on 2023/10/24