|
|
|
|

Entry1  bongaina
Root  2  bonga
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1]

Anagrams  5  bangoina, bongaina

Updated on 2023/01/20