Entry | 1 bonibony |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1] |
Explanations in English |
6 puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2] |
Explanations in French |
7 (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3] 8 sorte de rougeole. See rofotra [Tankarana] [1.19] 9 rubéole [1.54] |
Synonyms | 10 bonobono |
Updated on 2022/09/11 |