Entry | 1 borahina |
Root | 2 boraka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro 5 Ambara, aseho tsy misy afenina [1.1] |
Explanations in English |
6 see BOraka [1.2] |
Examples |
7 fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika; [2.245#] 8 borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#] 9 Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. [2.347#68] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 aboraka |
Updated on 2023/01/20 |