|
|
|
|

Entry1  borahina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro
Ambara, aseho tsy misy afenina
Explanations in English  4  [1.2] see boraka
Examples  5  [2.245#] fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika;
6  [2.508#] borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
7  [2.347#68] Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina.
Root  8  boraka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  aboraka

Anagrams  14  borahina, haborany, hirobana, hobarain, hobarany, hobarina, iborahan, niboraha, noharabi, norabahi, robahany

Updated on 2025/02/02