|
|
|
|

Entry1  boredika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
Teny tsy fantatra, teny baiko.
Examples  4  Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21