Entry | 1 miboredika |
Root | 2 boredika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |