|
|
|
|

Entry1  boridana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.10#B363] (avy amin' ny fototeny ridana) fitsoaka tampoka amim-pahataraina
4  [1.1] Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin' ny foko sasany ankehitriny)
Tsy fitafiana, tsy fiakanjoana (ankehitriny)
Explanations in French  5  [1.3#90] fuite en masse
nudité
Root  6  ridana
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Proverbs  12  Proverbs containing the word boridana

Anagrams  13  aboridan, androbay, boridana, naborida

Updated on 2025/03/30