Entry | 1 ridana |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [1.1] |
Examples |
4 Nisy Rangahibe poamaso ila, be volombava sady banga ridana nampitahotra ahy. [2.332#3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 ana-dry, andrai, andray, andria, aridan, darina, dranay, iadran, iandra, iradan, nadira, narida, niadra, nirada, ridana |
Updated on 2020/07/31 |