|
|
|
|

Entry1  boroboaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1]
Explanations in English  4  the name of a variety of banana [1.2]
Explanations in French  5  Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [Merina] [1.196#I.238]
Examples  6  boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131]
Vocabulary  7  Botany: fruit
Synonyms  8  bibaka
Scientific name 

Updated on 2020/07/31